Fifampiarahabana nahatratra ny taona
Tsy nanatrika ny fifampiarahabana nohon’ ny taona vaovao nomanin’ny filoham-panjakana mpisolo toerana Rivo Rakotovao teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha anio 7 janoary 2019, indray andro mialoha ny fanambarana amin’ny fomba ofisialy ny vokatry ny fifidianana fihodinana faharoa, ny filoha Andry Rajoelina sy ireo mpomba azy. Nandefa fialan-tsiny ihany koa ny Praiministra Ntsay Christian.
Actualités
- A LA UNE
- ACTUALITES
-
Ny delegasiona avy amin’ny Emirats Arabes Unis izay notarihan’ny Sheikh Shakhboot BIn Nahyan Al Nahyan
-
ARAI: Sampanasa misahana ny fakana sy fanagejana ireo fananana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
-
Tetikasa Tanamasoandro, ny firosoana amin'ny ekonomia nomerika :
-
Andry Rajoelina dans l’Alaotra-Mangoro Réhabilitation de 2 ponts de la RN2
EDITO
-
Be no efa vita fa mbola marobe ireo ho tontosaina
19 Janoary 2019, 19 Janoary 2022. Feno telo taona katroka ny nandraisan’ny filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA fahefana. Fototrafitr’asa maro no efa vita, ary mitohy ny fanatanterahana ny velirano izay nifanaovany tamin’ny vahoaka.
Fifampiarahabana nahatratra ny taona Tsy nanatrika ny fifampiarahabana nohon’ ny taona vaovao nomanin’ny filoham-panjakana mpisolo toerana Rivo Rakotovao teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha anio 7 janoary 2019, indray andro mialoha ny fanambarana amin’n
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 1060