Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 1099

Etazonia
Vehivavy iray ao anaty « coma » hatramin’ny 14 taona no niteraka zazalahy kely ny 29 desambra teo. Izany dia tao amin’ny hopitaly iray ao Phoenix, any Arizona. Nanokatra famotorana ny polisy hahafahana misambotra ilay mpanolana.