Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 975

Mer du Nord
Very any an-dranomasina ny kaontenera 270 tamin’ireo 19 000 any ho any nentin’ny sambo lehibe mpitatitra kaontenera MSC Zoe ny talata nifoha alarobia teo. Misy vovoka mora mirehitra, « peroxyde organique », ao anatin’ny telo amin’ireo kaontenera tsy hita ireo.