Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 1030

Tsy fahafahana mivoaka any ivelany (IST)
Ireto mpitarika ny fihetsiketsehana mpomba an-dRavalomanana ireto dia namoahana IST : Mbola Rajaonah, Fidèle Razarapiera, Harry Laurent Rahajason (Rolly Mercia), Fernand Cello, Eliane Virginie Bezara (Ninie Donia), James Ratsima ary Fanirisoa Erinaivo.