Tsy fahafahana mivoaka any ivelany (IST)
Ireto mpitarika ny fihetsiketsehana mpomba an-dRavalomanana ireto dia namoahana IST : Mbola Rajaonah, Fidèle Razarapiera, Harry Laurent Rahajason (Rolly Mercia), Fernand Cello, Eliane Virginie Bezara (Ninie Donia), James Ratsima ary Fanirisoa Erinaivo.
Actualités
- A LA UNE
- ACTUALITES
-
Ny delegasiona avy amin’ny Emirats Arabes Unis izay notarihan’ny Sheikh Shakhboot BIn Nahyan Al Nahyan
-
ARAI: Sampanasa misahana ny fakana sy fanagejana ireo fananana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
-
Tetikasa Tanamasoandro, ny firosoana amin'ny ekonomia nomerika :
-
Andry Rajoelina dans l’Alaotra-Mangoro Réhabilitation de 2 ponts de la RN2
EDITO
-
Be no efa vita fa mbola marobe ireo ho tontosaina
19 Janoary 2019, 19 Janoary 2022. Feno telo taona katroka ny nandraisan’ny filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA fahefana. Fototrafitr’asa maro no efa vita, ary mitohy ny fanatanterahana ny velirano izay nifanaovany tamin’ny vahoaka.
Tsy fahafahana mivoaka any ivelany (IST) Ireto mpitarika ny fihetsiketsehana mpomba an-dRavalomanana ireto dia namoahana IST : Mbola Rajaonah, Fidèle Razarapiera, Harry Laurent Rahajason (Rolly Mercia), Fernand Cello, Eliane Virginie Bezara (Ninie Donia),
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 1031