EDITO

Tranompokonolona Isotry
Araky ny vaovao iray izay be mpanaraka tokoa ao amin’ny tambazotran-tserasera Facebook, dia nalafon-dRavalomanana mivady amin’ny kintan’ny hira madinika iray, izay mpanohana mahafo-po azy ireo hatramin’ny taona 2002, ity toeram-pilanonana malaza miorina ao Isotry ity.