EDITO

Haintrano ao amin'ny RLM Communication
May io maraimbe io ny foiben’ny vondrontseraseran’i Mbola Rajaonah, mpandraharaha ara-toekarena sady mpanolotsaina akaiky an’i Hery Rajaonarimampianina avy eo Marc Ravalomanana. Heloka bevava, loza tsy nahy sa kosa ninian’ny tompony natao ?