Mpanao gazetin’ny rfi
Mbola mandona ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety ny namoahan’ny mpomba an’i Marc Ravalomanana ny tarehin’ny mpanao gazetin’ny « fampielezam-peo maneran-tany » (Radio France Internationale, rfi) tamina « écran géant », narahana fiampangana ho mandainga tamin’ny alakamisy teo.