Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 890

Etazonia
Zazakely milanja 6,4 kilao, Ali James Medlock, no teraka tao Texas ny 2 janoary teo. Natao « césarienne » ny reniny, ary izy no tompon-daka any Texas amin’izay sokajy izay hatreto.