Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 874

Brezila :
Voarara tsy mahazo mivoaka any ivelany ilay kintan’ny baolina kitra brezilianina Ronaldhino. Izany dia noho izy tsy nahahefa ny lamandy 2 tapitrisa euros eo ho eo, azony noho ny fanamboarana trano amina faritra arovana ara-tontolo iainana.