Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 753

Tokotanin’ny lapan’ny tanàna :
Na dia tsy misahana intsony ny fikirakirana ny voka-pifidianana fihodinana faharoa aza ny CENI fa efa andraikitry ny HCC izany, dia mbola dongin-dRavalomanana sy ny namany ihany ny tokontanin’ny lapan’ny tananan’Antananarivo ho fanoherana ny voka-pifidiana vonjy maika.