Zandarimariam-pirenena :
Efain’ity vondrona sady miaramila no manao asan’ny polisy ity amin’ny vidiny lafo indrindra ny ady amin’ny tsy filaminana, indrindra ambanivohitra. Nahatratra 18 tokoa ireo olony no lavo teo amin’ny fiarovana ny olona sy ny fananany ny taona 2018 lasa iny.