EDITO

Firaisana ara-nofo amin’ny biby :
Lehilahy iray 52 taona no voasambotra tany Chiang Mai any Thaïlande, rehefa nanangona aliaka mpirenireny ka nampanofa izany amina mpanjifa mpanao firaisana ara-nofo amin’ny biby amin’ireo tambazotran-tserasera. Mety higadra hatramin’ny 2 taona izy