Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 835

H.C.C. :
Raha 1500 no isan’ny fitarainana nambaran’ireo mpomba ity kandidà ity hapetraka tany amin’ny HCC nandritra ny fihetsiketsehana ny sabotsy teo, tsy nisy afatsy 200 no voaray teny an-toerana ny alatsinainy.