Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 913

Mpanao fihetsiketsehana mpomba an-dRavalomanana :
Nobahanan’ny mpitandro filaminana ny vavahadin’ny tokotany malalaky ny lapan’ny tanàna io maraina io, noho ny tsy fisiana fahazoan-dalana avy amin’ny Prefen’ny polisy eto Antananarivo. Namonjy ny biraon’ito farany ireo mpitarika mba hifandresy lahatra aminy saingy tsy tratra antso izy.