Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 793

Rivo Rakotovao :
Nanambara ny filoham-pirenena mpisolo toerana Rivo Rakotovao, nandritra ny fiarahabana ny vahoaka nahatratra ny taona vaovao ny alatsinainy teo, fa iriany ny hiandrasana ny vokam-pifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa amim-pitoniana. « Mila mahay mandresy isika, ary mila mahay resy », hoy izy.