Rivo Rakotovao :
Nanambara ny filoham-pirenena mpisolo toerana Rivo Rakotovao, nandritra ny fiarahabana ny vahoaka nahatratra ny taona vaovao ny alatsinainy teo, fa iriany ny hiandrasana ny vokam-pifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa amim-pitoniana. « Mila mahay mandresy isika, ary mila mahay resy », hoy izy.
Actualités
- A LA UNE
- ACTUALITES
-
Ny delegasiona avy amin’ny Emirats Arabes Unis izay notarihan’ny Sheikh Shakhboot BIn Nahyan Al Nahyan
-
ARAI: Sampanasa misahana ny fakana sy fanagejana ireo fananana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
-
Tetikasa Tanamasoandro, ny firosoana amin'ny ekonomia nomerika :
-
Andry Rajoelina dans l’Alaotra-Mangoro Réhabilitation de 2 ponts de la RN2
EDITO
-
Be no efa vita fa mbola marobe ireo ho tontosaina
19 Janoary 2019, 19 Janoary 2022. Feno telo taona katroka ny nandraisan’ny filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA fahefana. Fototrafitr’asa maro no efa vita, ary mitohy ny fanatanterahana ny velirano izay nifanaovany tamin’ny vahoaka.
Rivo Rakotovao : Nanambara ny filoham-pirenena mpisolo toerana Rivo Rakotovao, nandritra ny fiarahabana ny vahoaka nahatratra ny taona vaovao ny alatsinainy teo, fa iriany ny hiandrasana ny vokam-pifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa amim-pitoni
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 794