EDITO

Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana :

Ny fe-potoana farany andraisana ny fitarainana dia nakisaka ny alatsinainy 31 desambra 2018, raha tokony ho ny asabotsy teo izany. Ny antony dia noho io andro tsy fiasana. Efa nampiarina tamin’ny fihodinana voalohany ity fepetra ity.