Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 899

Rohy :

Manasa ireo kandidà roa niatrika ny fifidianana fihodinana faharoa ity tambazotrana fikambanana amin’ny fiarahamonim-pirenena ity mba hanaraka hatrany ny ara-dalàna amin’ny fitakiana atao. « Mba ho tombontsoa ambonin’ny firenena, dia ilaina ny manaraka ny ara-dalàna », hoy ny hetsika Rohy.