Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 810

Polisim-pirenena :

Ampitomboin’ny polisy ny fisafoana hatrany amin’ny elanelan-trano rehetra eto an-drenivohitra amin’izao vanim-potoan’ny asaramanitra izao, mba hahafahan’ny vahoaka mifaly am-pilaminana. Araka ny mahazatra, dia mandray hatrany ny vaovao omena azy hahafahany manatontosa amin’ny fomba mahomby kokoa ny asany ny Polisim-pirenena.