EDITO

Zandarimariam-pirenena :

Antsoina hoe « Randrianazary », avy amin’ny anaran’ilay Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena (SEG) tany aloha, nodimandry tam-perinasa ny 17 desambra 2017 ny tobin’ny etamazaoron’ny faripiadidiana iraisam-paritry ny zandary faritany Toamasina nanomboka ny zomà teo. Ny lanonana dia natao teo ambany fiahian’i Ntsay Christian, Praiministra.