EDITO

Famoriam-bahoaka tsy nahazoan-dalana an’ireo Zanak’i Dada :
Ny Jeneraly Angelo Ravelonarivo, Prefen’ny polisin’Antananarivo dia manambara fa tsy nisy fangatahana alalana voaray momba io hetsika io ao amin’ny prefektiora. Noho izany, nampamory ny OMC (ireo rehetra tomponandraikitra mahefa miahy ny fandriampahalema) ny tenany anio, iaraka hanapaka izay fepetra rehetra ho raisina hitandroana ny filaminana.