Imprimer
Catégorie : Fil infos
Affichages : 963

Nifanaraka ny filoha amerikana sy sinoa nandritra ny fihaonan'ny G20 fa ahato aloha ny ady ara-barotra niainan'izy ireo vitsivitsy izay.