EDITO

ZAZA VARIRA:
Saron'ny pôlisy ny talata teo tamin'ny RN7 ireo olona 2 nangalatra zaza varira tany Ambatomainty CR Fotadrevo distrikan'Ampanihy