EDITO

5.160 taona no gadra azon-na miaramila tranainy
iray namono nahafaty tantsaha miisa 201 tamin'ny taona 1982.

Fitarainana miisa 208 no nofoanan' ny kandidà
Ravalomanana, tamin'ireo 212 isa voaray teny amin'ny HCC.

Arman Kamis (Transfy Toamasina)
indray no lasan'ny jiolahy nanomboka omaly 21 novambra.

17 milliards d'Ar seront débloqués par l'Etat la
semaine prochaine au profit de 7 entreprises du textile.