Actualités
- A LA UNE
- ACTUALITES
-
Ny delegasiona avy amin’ny Emirats Arabes Unis izay notarihan’ny Sheikh Shakhboot BIn Nahyan Al Nahyan
-
ARAI: Sampanasa misahana ny fakana sy fanagejana ireo fananana azo amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
-
Tetikasa Tanamasoandro, ny firosoana amin'ny ekonomia nomerika :
-
Andry Rajoelina dans l’Alaotra-Mangoro Réhabilitation de 2 ponts de la RN2
EDITO
-
Be no efa vita fa mbola marobe ireo ho tontosaina
19 Janoary 2019, 19 Janoary 2022. Feno telo taona katroka ny nandraisan’ny filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA fahefana. Fototrafitr’asa maro no efa vita, ary mitohy ny fanatanterahana ny velirano izay nifanaovany tamin’ny vahoaka.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 962
Nifanaraka ny filoha amerikana sy sinoa nandritra ny fihaonan'ny G20 fa ahato aloha ny ady ara-barotra niainan'izy ireo vitsivitsy izay.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 935
Mitaky ny hanenjehan'ny lalàna ny praiministra Benjamin Netanyahu mivady noho ny resaka kolikoly ahiahiana mafy ho nataony ny polisy Israeliana.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 856
Vehivavy nodidiana ora 8 no nisy nanolana nive-rimberina ny 24 novambra teo tao amin'ny hopitaly iray tao an-tananan' i Lahore.
- Détails
- Écrit par Gestionnaire Back-Office
- Catégorie : Fil infos
- Affichages : 985
Tanterahana ny 7 desambra izao ny fanombohana ofisialy ao Ampamokona Taolagnaro.