EDITO

Six bureaux de vote n’ont pas pu réaliser le second tour de scrutin de l’élection présidentielle, probablement en raison de l’insécurité ambiante.

Ceni Alarobia :
Résultats provisoires du second tour de l’élection présidentielle 2018.
Inscrits : 9 913 599.
Votants : 4 767 697.
Taux de participation : 48,09%.
Andry Nirina Rajoelina : 2 587 035 (55,66%)
Marc Ravalomanana : 2 061 051 (44,64%)
Blancs : 41 146.
Nuls : 78 465.

Polisim-pirenena :
Eo amin’ny sehatry ny ady amin’ny kolikoly, hametraka tomponandraikitra hanara-maso manokana ireo polisy miandraikitra ny fifamoivoizana ireo lehiben’izy ireo.

Biraom-pifidianana 6 no tsy nahatanteraka fifidianana , heverina fa noho ny tsy fandriampahalemana :
-Fokontany Tsararano, kaominina Komajia, distrikan’i Mampikony ;
-Atsirandrano, Komajia, Mampikony ;
-Tsimikaboke, Maroalipoty, Ambovombe Androy ;
-Mandoha, Esira, Amboasary-Atsimo ;
-Emantsake, Esira, Amboasary-Atsimo ;
-Imotro, Mahabo, Betroka.